Misotroa, aza kofona

Tamin’ny taona 1933 ity diam-penin’Ny Avana Ramanantoanina ity. Teo Antsampanimahazo no nifanehatra ireto olona nataony tantara ireto. Aiza eto Antananarivo moa izany Antsampanimahazo izany ? Ilay eo am-pototry ny fidinambe avy any Ambatovinaky. Firy amintsika no mbola miteny hoe «Antsampanimahazo» fa tsy hoe «4 Chemins» na etsy «FJKM Ambatonakanga» ? Mifanaja ery ny fiteny tamin’izany. Roambisivifolo taona lasa. Roambisivifolo : vao haingana aho nahita ferapara nilaza ny...
Lire la suite sur