Madagasikara, ady amin’ny herisetra : mila miara-mientana isika rehetra dia ho foana ny herisetra eo amin’ny lahy sy ny vavy ary ny ankizy
MILA TEZAINA ISIKA FA TSY METY NY MANAMARINA NY HERISETRA ATAO AMIN’NY OLONA IRAY Ny 25 Aprily ka hatramin’ny 05 Jolay 2020 dia nahatratra 1.600 ireo tranga herisetra voarain’ny laharan’antso 813. Io laharana io, tamin'izany fotoana izany, no sokajin’olona mahita tranga ana herisetra. Raha ny antontanisa tamin’izany dia nahatratra 331 ireo fampandrenesana azo vokatrin’ny tranga ana herisetra eny amin’ny fiarahamonina, teo anelanelan’ny volana Aprily sy volana Jolay 2020....