Filaminana eto Toamasina : Voasambotry ny polisy ireo andian-jatovo “THE ONE” mpisetrasetra

Manao ny ezaka manafoana ireo andian-jatovo mivondrona amina fikaminana na fantatra amin’ny anarana hoe “Clan” eto Toamasina ireo polisim-pirenena, mpisahana ny filaminam-bahoaka an-tanan-dehibe. Ny fiandohan’ny herinandro teo sy ny faran’ny herinandro teo mantsy dia nahitana andian-jatovo mifanenjika amin’ny antsy teto Toamasina, izay nitranga tao Mangarano, nataon’ny “THE ONE”. Vokatr’izany dia voatery niditra an-tsehatra ireo polisim-pirenena tao anatin’izany...
Lire la suite sur
Image à la une de Filaminana eto Toamasina : Voasambotry ny polisy ireo andian-jatovo “THE ONE” mpisetrasetra