Farihin’orana, ranobe mangeniheny

Matevina ny orana ao alatrano ao. Efa ho ora vitsivitsy izao. Very fotsiny an-tatatra indray anefa io rano-aina io. Raha izao mantsy anefa no mba natomboka ilay «ranomasina am-pototr’i Manjakamiadana», ilay Mantasoa faharoa, ilay Mandroseza fanampiny, ilay Tsiazompaniry sosona. Hevero vetivety anie izany farihy-kamory-dobo midadasika izany, hanangonana ranonorana. Dia ilay rano ilaharana, anefa io ny orana hanaranam-po. Mandrezatra rano indray ao izay Ampasimbe, ilay efa saiky ritra...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar