Fantaro, iza ianao, inona isika

Inona tokoa no tsara kokoa, tanindrazana taningazana jerem-potsiny sy atao doro-tanety sa tany voavoly ho fidiram-bola ary mampitombo ny harin-karem-pirenena ?Isika Malagasy mantsy dia mailaka loatra manao biby ho fampitahorana ny hoe «lasan’ny Vahiny», «vidian’ny Vazaha», «bodoin’ny Karana», etsetra. Misy fepetra ny fanofàna ny tany, ka anjarantsika no mametraka dieny amboalohany ny didy aman-dalàna ilaina ho mandan’ny tanindrazana mba tsy hilazana, afaka 99 taona, fa...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar