Soanierana Ivongo – Fahapozinana ara-tsakafo : Ankizy roa namoy ny aina

Zava-doza no nitranga tao Soanierana Ivongo noho ity fahantran’ny tokantrano tsirairay eto Madagasikara ity. Vokatry ny fihinanana « holatra tantely » ny alahady teo, izay nahandroan’izy ireo hilaofana antoandro, dia ankizy roa 05 taona sy 15 taona no maty tamin’ireo ankizy 03 mirahavavy iray tampo nihinana ilay « holatra tantely ». Zaza 09 taona sisa mbola tsaboina noho izany ary nilaza ny tooeram-pitsaboana azy fa tsy misy atahorana ny ainy amin’izao fotoana izao noho...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Soanierana Ivongo – Fahapozinana ara-tsakafo : Ankizy roa namoy ny aina