Antanifotsy :  Karatany miisa 12 000 nozaraina tao soamanandrariny

Nandritra ny fizarana karatany ao Soamandrariny. Ny kaominina Soamanandrariny  no nisitraka ny fizarana karatany tao amin`ny disrikan`Antanifotsy Faritra Vakinankaratra. Monodidina ny 12 000 ny karatany nozaraina tany an-toerana ny herinandro lasa teo. Paikady iray afahana mamaha olana amin`ny resaka ady tany ny fanana karatany satria mitovy lanja amin`ny fananana « titre« . Manome toky ny tantsaha mba tsy hiroroa saina amin`ny resaka taratasin-tany ny kara-tany no tsy manahirana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antanifotsy :  Karatany miisa 12 000 nozaraina tao soamanandrariny