Andry sy Mialy R. Rajoelina. Asa tontosain’izy mivady any Korea Atsimo
Nanomboka ny fitsidihana ofisialy voalohany any Korea Atsimo ataon’ ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny Mialy R. Rajoelina. Izany dia ao anatin’ny fandraisan’anjaran’ny Firenena malagasy amin’ilay Fihaonana an-tampony voalohany eo amin’ny Korea atsimo sy Afrika, ny 4 sy 5 Jona 2024....