Vavatenina : Nodarodarohany tamin’ny « bois rond » ny lohan-drainy

Tranga tsy mbola niseho tao amin’ny tanànan’Ambodisaina ny zanaka nidaroka, saika hamono ny ray niteraka azy, izay mpiasan’ny seranan-tsambon’i Toamasina misotro ronono. Nodarohany tamin’ny hazo (bois rond) ny lohan-drainy, ka ireo fokonolona no nitondra azy tany amin’ny hopitaly manarapenitra Morafeno, nanavotra ny ain’ity raim-pianakaviana ity. Raha ny fanazavana azo dia resaka finday no nampifamaly azy mianaka ka raikitra teo ny ady teo amin’ny roa tonta. Taorian’izay dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Vavatenina : Nodarodarohany tamin’ny « bois rond » ny lohan-drainy