Vakinankaratra Antsirabe : Feno 85 taona ny fikamban’ny renin-jaza Anglikana Antsirabe
Fikambanana misy maneran-tany ny fikamban’ny renin-jaza, fikambanam-behivavy avy amin’ny fiangonana Anglikana, any Angletera no misy ny foibeny. Mifantoka amin’ny fanasovana fianakaviana sy ny ankizy ny fikamban’ny renin-jaza indrindra fa ireo fianakaviana marefo zanaky ny fiangonana.Feno 85 taona katroka ny fikambanan’ny renin-jaza ao amin’ny fiangonana Anglikana Santa Mikaely Antsirabe. Tsy nemela izany nandalo fotsiny ny mpikambana fa nisy fotoana nentina nanamarihana...