Tsarasaotra : Niongotra faladia ilay mpitondra môtô voadona
Tokony ho tamin’ny 11 ora no nitranga ity lozam-pifamoivoizana ity omaly teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra. Nifandona ny kodiaran-droa sy ny fiara ary mazava hoazy fa naratra mafy ny mpitondra môtô. Niongotra tanteraka hatramin’ny faladian-tongony. Nahatsiaro tena fa saingy tena voa mafy io farany. Feno rà hatramin’ny arabe nisian’ilay loza. Nentina avy hatrany tany amin’ny toeram-pitsaboana ilay lehilahy mba ho fanavotana ny ainy. Mbola lozam-pifamoivoizana hatrany,...