Tsarahonenana Betainomby Toamasina : Saron’ny zandary ireo mpidoroka sy mpivarotra rongony

Nanao ny ezaka rehetra hisamborana ireo mpivarotra rongony sy mpanangona izany eto Toamasina ary ireo mpifoka ihany koa ny zandary avy amin’ny “compagnie territoriale” Toamasina. Nisy vokatra ilay ezaka natao mikasika izany, ka saron’izy ireo tao Tsarahonenana Betainombo Toamasina ilay trano fivarotana sy fidorohana ny rongony izay ataon’ireo olona mpidoroka izany hoe “ghetto”. Tratra tamin’izany ireo efa-dahy mpidoroka sy mpivarotra izany ao an-toerana, izany...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsarahonenana Betainomby Toamasina : Saron’ny zandary ireo mpidoroka sy mpivarotra rongony