Toamasina renivohitra : Maty voatifitry ny UIR ingahy Tantely mpamaky fiara…

Nandray baiko tamin’ny talen’ny filaminana anatiny eto Toamasina ny teo anivon’ny UIR na “Unité d’Intervention Rapide”, amin’ny famongorana ny tsy filaminana indrindra ny resaka famakiana fiara amin’izao fialan-tsasatra izao. Maro mantsy ny mpivahiny mandalo eto Toamasina, ka mila arovana tahaka ny Malagasy rehetra eto Madagasikara. Vokatra voaray izany dia maty voatifitry ny UIR ilay lehilahy ikohizana, ingahy Tantely, amin’ny famakiana fiara. Raha ny tantaran’ingahy...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina renivohitra : Maty voatifitry ny UIR ingahy Tantely mpamaky fiara…