Toamasina renivohitra : Hanjakan’ny halabotry

Raikitra ny fitsaram-bahoaka tao Ambolomadinika teo akaikin’ilay toerana hoe “bar conteneur”. Tsy mba zavatra hafa no nangalarin’ireto mpangalatra ireo fa arina sivy gony, ka raikitra ny fitsaram-bahoaka tamin’ity mpangalatra ity ary mbola karohana ny namany niara-nangalatra taminy. Saika matin’ny fokonolona teo ity mpangalatra ity raha tsy tonga ny mpitandro filaminana. Ny fahalafosan’ny arina eto Toamasina no anton’izao halatra izao, satria faran’ny ambany dia 10.000 ariary...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina renivohitra : Hanjakan’ny halabotry