Toamasina : Fanafihana mitam-piadiana intelo miantoana tao anatin’ny herinandro

Miseho ary mahazo vahana indray ity fanafihana mitam-piadiana ity eto Toamasina amin’izao fialan-tsasatra izao. Tao anatin’ny herinandro dia tranga telo no niseho teto Toamasina, ka ny voalohany ity niseho tao depot Analakininina p/elle 23/23 Toamasina ity; izay fianakaviana tsy tao an-trano fa mba nitsangantsangana teny amin’ny toerana Miami Toamasina izy mivady fa ny mpanampy sy ny zanany no tao an-trano.  Nidiran’ireo jiolahy nitondra basy sy antsy ireto tao an-trano ireo ankizy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina : Fanafihana mitam-piadiana intelo miantoana tao anatin’ny herinandro