Toamasina : Fanafihana indray , lasa ny vola tao anaty baoritra sy gony

Tranombarotra iray tao Androranga Toamasina mifanila amin’ny « cité » ny gara sy lalam-by, no nisy nanafika ny talata hariva tokony tamin’ny 06ora sy sasany tany ho any. Andian-jiolahy 05 nitrondra basy poleta no nahavanona izany, ka ny jiolahy telo amin’ny moto iray raha ny roa tamin’ny iray hafa. Raha ny fanazavana dia efa mitaona entana teo ivelany hikatona ity tranombarotra ity, ary mbola misy olona milahatra mandoha vola teo amin’ny fandoavam-bola, izao voatafika izao....
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Fanafihana indray , lasa ny vola tao anaty baoritra sy gony