Toamasina : Dimy lahy mpampihorohoro amin’ny zava-maranitra voasambotra

Mampihorohoro, fikambanan-jiolahy, fangalarana miharo herisetra sy fampiasana zava-maranitra (…) Ary ireo mpianatra manodidina ny Lycée technique, eny Mangarivotra Atsimo, Tsarakofafa sy Tanambao Verrerie iny no tena ataon’izy ireo mitondra faisana mihitsy. Ny faran’ny herinandro teo, nisy ny hetsika manokana nataon’ny pôlisin’ny UIR  sy SUT, avy ao avy amin’ny fitalevam-paritry ny filaminam-bahoaka ao amin’ny faritra Atsinanana, nahafahan’izy ireo nisambotra ireto tontakely...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Dimy lahy mpampihorohoro amin’ny zava-maranitra voasambotra