Sakoroka tetsy Ambatomaro : Ny hafa migrevy, ny sasany mamaky trano

Fanararaotan’ny mpanao ratsy tokoa ny fitangorongoronan’ny olona, indrindra ny tahaka ireny sakoroka niseho tetsy Ambatomaro sy Mahazo ny alin’ny sabotsy lasa teo ireny. Ny zava-nisy tamin’io fotoana io dia misy andian’olona, eo amin’ny tovolahy telo na efatra eo, tsy fantam-piaviana, mitsofoka tampoka ao an-tranon’olona na eo an-tokontanin’olona ary mitaditady zavatra. Tsy nampoizin’izy ireo mihitsy anefa ny fisian’olona tao amin’ilay trano. Kaodikaody avy hatrany izy...
Lire la suite sur
Image à la une de Sakoroka tetsy Ambatomaro : Ny hafa migrevy, ny sasany mamaky trano