Pôlisy misahana ny sisin-tany Ivato : Tsy misy famidram-po ho an’ireo izay mihoa-pefy, hoy ny Ministra
Taorian’ireo tranga sy fitairanana maro samihafa, nanondraka ny tambjotra sosialy tao ho ato izay, mahakasika ny ataon’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny misahana ny fisavàna etsy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena etsy Ivato, tafiditra tao anatin’izany ireo pôlisy misahana ny sisin-tany na ny PAF, dia nisy ny fidinana ifotony nataon’Atoa Contrôleur Général de police...