Moramanga : Mpianaka nodorana velona tao an-trano

Ilay trano may. Olona dimy izy ireo no tao amin’ity tokantrano iray tao Lakato-Moramanga. Nisy nanafika izany ny alin’ny talata teo ary ny nahagaga dia tsy fandrobàna no nitranga fa fandoroana tsotr’izao ny trano fotsiny. Nitera-doza izany satria taraiky tao anatiny tao ny raibe iray sy ny zafikeliny iray vao telo taona. Ny olona telo ambiny kosa, izany hoe ny renibe sy ny zafikeliny roa dia mba avotra soa aman-tsara. Kila forehitra ilay trano fonenana ary hatreto dia mbola tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Moramanga : Mpianaka nodorana velona tao an-trano