Marovoay : Maty voatifitra i Lebotity

« Anisan’ireo dahalo raindahiny efa nokarohina ela izy io, hoy ny fampitam-baovaon’ny zandary, ary voarohirohy tamin’ny resaka fanafihana mitam-piadiana maromaro tany amin’iny distrikan’i Marovoay sy ny manodidina iny ». Araka izany, voatonotonona foana ny anaran-dRabotity (anara-petaka) rehefa misy fanafihana mitranga any amin’iny faritra iny. Antony nahatonga ny zandary hikaroka azy mafy. Ny faran’ny herinandro lasa teo no nisy ny angom-boavao azon’izy ireo mahakasika ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Marovoay : Maty voatifitra i Lebotity