Manakana-Tsaratanàna : Azon’ireo Zandary teo am-pelatanan’ireo jiolahy ny omby halatra niisa 28

Ny faha-02 Janoary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny enina ora maraina no nampandre ny GP2C Hery, lehiben’ny zana-tombim-paritry ny Zandary, ao amin’ny tanànan’i Matsitso, Atoa Josia Banale, izay monina ao Ankaraobato, fokontany Mandanilasiray, kaominina ambanivohitr’i Tsararova, distrikan’i Tsaratanàna, aty amin’ny faritra Betsiboka, momba ny halatr’omby niisa 29 teny amin’ny kijana tsy misy miambina, ao Manakana, eo anelanelan’ny fokontany Mandanilasiray sy Matsitso....
Lire la suite sur
Image à la une de Manakana-Tsaratanàna : Azon’ireo Zandary teo am-pelatanan’ireo jiolahy ny omby halatra niisa 28