Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra

Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra tany ho any no nanatanteraka ny hetsika fandriam-pahalemana maharitra, amin’ny faritra hifampizaran’ny Boeny sy Betsiboka, ka tany amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Mangabe, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna no natao izao hetsika izao. Izay notarihin’ireo kaomandy ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandary any Boeny ny koloneny Randriamahery Faniry...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra