Lalan-dratsin’Anjozorobe : « Aide-chauffeur » kamiao, maty teo am-panalàna « patinage »

Nitrangan’ny loza mahatsiravina vokatry ny lalan-dratsy tao amin’ny distrikan’Anjozorobe ny talata hariva lasa teo. Araka ny fantatra dia tovolahy iray, mpanampy ny mpamily, no namoy ny ainy teo amin’ny toerana antsoina hoe Dilandalin’i Masakalina (dilana lalina : vohitra novakiana natao lalana), raha iny ireo niezaka nanesotra ny fiarabe tavela tao anaty fotaka mandrevo iny. Mpitondra kamiao, mpanangona ireo vokatra any amin’iny distrikan’Anjozorobe iny izy ireo. Ary mazana dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Lalan-dratsin’Anjozorobe : « Aide-chauffeur » kamiao, maty teo am-panalàna « patinage »