Maevatanàna : Lanonam-be anio
Anio no hanaovan’ny Ramatoa solombavam-bahoaka Ravoninahitriniarivo Mbadje Jeaninne Gabriel, fisaorana mitafotafo, izay tsy manam-paharoa hoan’ireo mponina ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, araky ny fanasana sy ny antso efa natao tamin’ny haino aman-jery, eto Maevatanàna an-tampon-tanàna. Raha ny fampitam-baovao am-bava voaray hatrany, dia manomboka amin’ny mitataovovonana hoan’ny anio ny fiarahana mihinana ny nofokena mitam-piavanana ao amin’ny » Espace...