Lozam-pifamoivoizana : Faran’ny herinandro … tsy nieren-doza !
Maromaro ihany ireo lozam-pifamoivoizana niseho tamin’iny faran’ny herinandro iny, teo an-drenivohitra sy tamin’ireo lalam-pirenena ary ireo faritra manodidina. Raha ny voaray aloha hatreto dia nisy telo ireo namoy ny ainy, ary maromaro ihany ireo naratra. – By pass : Tovolahy maty nofaohin’ny fiara. Ny zoma hariva lasa teo no nitrangan’ity loza ity tetsy amin’ny by pass, sampanana mihazo an’i Rocade Iarivo iny. Manodidina ny 23 taona teo ity tovolahy ity ary irony...