« Kidnapping » Tsaratanàna : Votsotra ireo olona roa nalain’ny dahalo an-keriny

Iray volana katotra vao navotsotra teo am-pelatanan’ireo jiolahy ny takalon’aina roa fantatra amin’ny anarana hoe: Soamazine sy Rakarabo, izay nalain’ny jiolahy niisa dimy niaraka tamin’ny basy  » Kalachnikov, » an-keriny, tao amin’ny tanàna atao hoe: Babangy, fokontany Mahamavo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambakireny, disitrikan’i Tsaratanàna ny andron’ny Alakamisy faha 12 Septambra taona 2024 teo iny, tokony ho tamin’ny sivy ora alina tany ho any. Ny...
Lire la suite sur
Image à la une de « Kidnapping » Tsaratanàna : Votsotra ireo olona roa nalain’ny dahalo an-keriny