Ivato : Roa lahy mpanondrana olona, tra-tehaka sy nadoboka am-ponja

« Rehefa tsy misy ny tolotr’asa mazava, tsy misy ny fifanarahana araka asa mazava sy nadalo ny tompon’andraikitra eto Madagasikara dia tratran’ny fanararaotana foana ireo olona mikasa hiasa any ivelany, ary efa fantatra ny jaly mahazo azy ireo any. Izany indrindra no iarovana azy ireo, » hoy ny avy eo anivon’ny pôlisy. Lehilahy roa azo sokajiana ho mpanondrana olona ho any am-pitandranomasina indray mantsy no tra-tehaky ny pôlisy tetsy Ivato. Voapaingotra teo am-pandefasana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ivato : Roa lahy mpanondrana olona, tra-tehaka sy nadoboka am-ponja