Hetsiky ny kandidà 11 : Tora-bato sy ny ankanenjika tetsy Antanimena sy Ankorondrano

Efa nampoizina ihany ! Somary mafimafy indray ny fifanandrinan’ireo mpomban’ny « hetsika fotsy » ho an’ireo kandidà 11 sy ny mpomba ny « volomboasary » nandritry ny diabe notanterahan’izy ireo ny sabotsy teo. Niainga tamin’ny toerana maromaro, araka ny drafitra efa napetrak’ireo mpitarika, ireo mpomba ny « hetsika fotsy », ary niaraka nihaona tetsy Ankorondrano. Toy ny tamin’ny zoma ihany koa, saika nahitàna fihetsiketsehana sy propangadin’ny mpanohana ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Hetsiky ny kandidà 11 : Tora-bato sy ny ankanenjika tetsy Antanimena sy Ankorondrano