Hetsika fotsin’ireo kandidà 11 : Nandeha ny fifampihantsiana teo amin’ireo mpanohana ny roa tonta

« Foza orana ve hatahotra drakaka ? ». Ambetin-tenin’ireo andiam-behivavy maromaro, mpomba ny filoha teo aloha, nandritra ny hetsika fotsy nataon’ireo kandidà 11 izany, omaly, tetsy 67ha. Toy ny tamin’ny talata, ny alarobia ihany tokoa mantsy dia diabe am-pilaminana nandritra ny adin’ny roa latsaka teo hatrany no nanehoan’ireto kandida 11 sy ireo mpanara-dia azy ny hetsika fotsy nataon’izy ireo, raha ny omaly. Niainga tetsy amin’ny « rond point » Ampasika, nandalo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Hetsika fotsin’ireo kandidà 11 : Nandeha ny fifampihantsiana teo amin’ireo mpanohana ny roa tonta