Herisetra ara-nofo : Lehilahy avy nanolana ny vadiny, namono-tena

Mbola nifamonjena teny amin’ny hôpitaly ity raim-pianakaviana iray, 38 taona raha nikasa ny hanapitra ny androm-piainany. Izy izay vao avy nampiharatra herisetra ara-nofo tamin’ny vadiny vao … tera-bao, ny andron’ny alatsinainy teo, tao Antanambao, Antsahovy, distrikan’i Sambava. Mbola nanita-kevitra ny hitsoaka anefa ingahirainy. Voasambotry ny zandary omaly, raha ny fampitam-baovaon’ny namana avy any an-toerana ary efa nalefa hotsaboina indray alohan’ny hanaovana ny famotorana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Herisetra ara-nofo : Lehilahy avy nanolana ny vadiny, namono-tena