Faran’ny herinandro tsy niheren-doza : Nisesisesy ny lozam-pifamovoizana
Somary lavalava iny faran’ny herinandro teo iny … Betsabetsaka ihany koa ireo lozam-pifamoivoizana nitranga tamin’ireo lalana teto an-drenivohitra na ireo lalam-pirenena. Nisy ireo namoizana aina maromaro, toy ny nitranga tamin’iny lalam-pirenena voalohany iny. Mazàna dia vokatry ny tsy fitandreman’ny mpamily sy fandehanana mafy avokoa no nahatonga azy izany. Ankoatry ny fisetrasetran’ireo mpitondra môtô moa, toy ny nitranga omaly tetsy Paraky Soanierana omaly. RN1 Raha...