Faran’ny herinandro : Jiolahy 18 voasambotra teto an-drenivohitra

Tsy mikely soroka ! Tao anatin’ny telo andro, nanomboka ny zoma manifika faran’ny volana ary hatramin’ny omaly dia nanao ranolava ny fisamborana ireo tontakely, mpanendaka, mpamaky trano, mpangalatra ary jiolahy mitam-piadiana teto an-drenivohitra, nataon’ireo pôlisy ao anatin’ny Fitaleavam-paritra Analamanga. Raha atotaly, araka ny fampitam-baovaon’izy ireo dia mahatratra hatrany amin’ny 17 ny isan’ireo voasambotra. Nanomboka tamin’ny fandravana ireo andian-tontakely,...
Lire la suite sur
Image à la une de Faran’ny herinandro : Jiolahy 18 voasambotra teto an-drenivohitra