Farafangana : Andian-jiolahy nifanehatra tamin’ny pôlisy

Raikitra any an-kitifitifitra. Nanakoako eraky ny tanàna ny feom-basy, raha mbola ao anaty torimaso mamy ny ankabeazan’ny mponina. Ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo, nitrangan’ny fifandonana mahery vaika teo amin’ny pôlisy sy ny andian-jiolahy, izay tsy fantatra na nikasa hanafika na efa nahavita ny asa ratsiny, tao amin’ny tanàna iray, tao amin’ny fokontany Marofantsy, any amin’iny distrikan’i Farafangana iny. Araka ny fampitam-baovao azo dia misy hatrany ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Farafangana : Andian-jiolahy nifanehatra tamin’ny pôlisy