Fanafihana eto Toamasina renivohitra: Olona efatra voasambotra, misy ny mpitandro filaminana
PR sy ny polisy nitafa tamin’ny mpanao gazety . Niantso mpanao gazety ny fampanoavan’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, sy ireo lehiben’ny polisy eto Toamasina omaly atoandro, nentin’izy ireo nanazavana ny zava-misy mikasika ny fanafihana mitam-piadiana eto Toamasina matetika tato ho ato ity. Araka ny fanazavana dia olona efatra no voasambotra mikasika izany amin’izao, ka tao anatin’izay nahita mpitandro ny filaminana (zandary ?) sy olon-tsotra. Ambodiombvy no...