Fampanoavana : Kolonely roa eny Tsiafahy, hotsaraina amin’ny janoary 

Nidoboka am-ponja eny amin’ny fonjaben’ny Tsiafahy nanomboka ny alin’ny alatsinainy teo ny kolonely roa eo anivon’ny Tafika noho ny fanohintohinana ny filaminam-bahoaka sy fanakorontanana ny fifidianana avy amin’ny fitarihana miaramila hikomy. “Izany dia araky ny voasoritra ao amin’ny andininy faha-91, andalana fahatelo ao amin’ny fehezan-dalàna famaizana”, raha araka ny fanazavan’ny tonia mpampanoa lalàna, Rakotoniaina Narindra. Nihaona tamin’ny mpanao gazety io farany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fampanoavana : Kolonely roa eny Tsiafahy, hotsaraina amin’ny janoary