Famadihana tao Maevatanàna : Miaramila mamo nahatifitra sy nahafaty olona

Manao sesilany tokoa ny famadihana famonosan-damba netim-paharazana aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna, tao ho ao izay, tamin’ity taona ity. Anisan’ny mampiavaka ny famadian-drazana aty an-toerana sy ny any ambanivohitra any ny fisian’ny ady Moraingy watsa, isaky ny misy famadihana, ho an’ireo vatan-dehilahy mantanjaka, na ihany koa amin’ny filazana hoe: Fanorolahy. Raha ny vaovao marim-pototra voaray avy any amin’ny fokontan’Ampapamena, kaominina ambanivohitra...
Lire la suite sur
Image à la une de Famadihana tao Maevatanàna : Miaramila mamo nahatifitra sy nahafaty olona