Borigadin’ny zandary Brickaville : Sarona ireo mpisoloky gaigivavy sy mpanao vola sandoka
Manao ny ezaka hampiverina ny filaminan’ny vahoaka ao Brickaville ny borigadin’ny zandary ao an-toerana, izay no nanangan’izy ireo ny TAFA na Tanamaron’ny fandriampahalemana. Tratra tao anaty trano fandraisam-bahiny iray tao an-toerana ity vehivavy ity sady mpisoloky no mpanao vola sandoka ary mpanaparitaka izany ihany koa. Naharay fitarainana maro ny borigadin’ny zandary Brickaville ka nataon’izy ireo ny fanaraha- mason’izany hentitra andro maromaro. Milaza ho...