Bizina rôrô : Andian-behivavy voasambotra

Misoko mangina ! Raha tsy dia re feo intsony tato ho ato izay ny resaka rôrô dia fantatra fa mbola misoko mangina eny anivon’ny fiarahamonina eny ity zava-mahadomelina mahery vaika ity. Mbola misy ireo mpivarotra sy mpibizina ary mbola maro ihany koa ireo mpihinana, eny fa na dia hiaraha-mahalala aza ny vokadratsy aterak’izany. Ny mahagaga sy mahavarina dia mazàna dia eny amin’ireo faritra sokajiana ho « iva » no tena miparitaka dia miparitaka ity rongony mahery vaika ity, raha...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Bizina rôrô : Andian-behivavy voasambotra