Bizina rongony tao Imerinafovoany : Nampangain’ny mpanjifa ireo mpivarotra

Voasambotry ny zandary teny amin’iny faritra Imerinafovoany iny ireo mpanamparitaka sy mpibizina rongony hikoizana teny an-toerana, ny alahady lasa teo. Taorian’ny fitairanana nataon’ireo mponina teny an-toerana dia niroso tamin’ny fikarohana ireo olon-dratsy ireo mpitandro filaminana. Roalahy ireo izy ireo voapaingotra. Ary ny somary nahatsikaiky dia ireo mpanjifany ihany no nanoro ny misy ireo fakàn’izy ireo ny « entana ». Raha ny fantatra dia tena miparitaka izay tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Bizina rongony tao Imerinafovoany : Nampangain’ny mpanjifa ireo mpivarotra