Bizina rongony : 260 kilao tratra tany avaratra, 42 kitapo nodorana tany atsimo

Manamafy tanteraka ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina sy ireo rongony mahery vaika amin’izao ireo mpitandro filaminana. Indrindra moa fa ireo avy amin’ny faritra, izay azo lazaina fa loharano ipoiran’ireo rongony miparitaka eto am-povoan-tany. Ny fiandohan’ny herinandro teo araka izany dia rongony an-jatony kilao maromaro no sarona sy nodorana, tany amin’iny faritra Sofia sy tany amin’iny faritra Ihorombe iny. Raha ny fampitam-baovao azo dia vokatra azon’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Bizina rongony : 260 kilao tratra tany avaratra, 42 kitapo nodorana tany atsimo