Bekorobo Maevatanàna : Lavo ireo mpanafika mpitrandraka volamena
Ny angom-vaovao voaray hatrany no nahalalana fa lasan’ireo jiolahy telolahy nandritra ny fanafihana mitam-piadiana nataon’izy ireo, tao amin’ny tanànan’i Mangabe, fokontany Bekorobo, any amin’ny kaominina ambanivohitra Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny marainan’ny alakamisy faha-22 may taona 2025 lasa teo ny vovo-bolamena milanja 20 grammes, finday 02, ary vary 70kg. Lasibatra tamin’izao fanafihana izao ny mpitrandraka volamena dimy. Taorian’ny...