Betafo : Dahalo nikasa hanafika tanana maty voatifitra
Nanao sesilany mihitsy tao ho ao izay ireo olon-dratsy lasa any amin’ny varo-tsy mifody, na ny teto an-drenivohitra na ireo tany amin’ny faritra manodidina. Toy ity tany Betafo ity, ny faran’ny herinandro teo, izay nisian’ny fifandonana teo amin’ireo zandary sy andian-dahalo nikasa hanafika tanana, tao anatin’ny kaominina Mandritsara. Efa tonga teny am-pototsofin’ireo mpitandro filaminana nialoha ny vaovao, makasika ny fikasan-dratsin’ireo dahalo. Avy hatrany dia ny an’ireo...