Antanambao/Bevilany : Omby 110 lasan’ny jiolahy voaverin’ny zandary

Nandalo fotoan-tsrotra tanteraka ny any amin’ny manodidina ny tanànan’i Bevilany sy Antanambao, ary ny kaominina ambanivohitra Mangabe iny, aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna, nandritra ny tsy fahitana an’ilay lehiben’ny zana-tobim-paritran’ny Zandary ao Bevilany, izay fantatra amin’ny anarana hoe: Sefo Laza. Nanao izay fomba namerenana an’io Zandary io ny vahoaka tany an-toerana, ary teo no niaina am-pilaminana tsy nisy tebiteby ny mponina. Raha hojerena sy hotantarana...
Lire la suite sur
Image à la une de Antanambao/Bevilany : Omby 110 lasan’ny jiolahy voaverin’ny zandary