Anosizato : Nidoboka eny Tsiafahy ilay raikely nanolana ny zana-badiny

Rangahy iray, voalaza ho nanolana ny zana-badiny no voasambotra teny Anosizato ny faran’ny herinandro lasa teo, notanana am-ponja eny Tsiafahy taorian’ny fanadihadiana rehetra natao taminy. Nidoboka niaraka taminy ihany koa ny vadiny izay noheverina ho niray tsikombakomba noho ny fahafantarana ny zava-misy kanefa tsy nitoroka. Eny Antanimora ramatoa. Ankizivavy  14 no niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataon’ny raikeliny teny Anosizato. Araka ny fanazavana azo dia tsy vao indray...
Lire la suite sur
Image à la une de Anosizato : Nidoboka eny Tsiafahy ilay raikely nanolana ny zana-badiny