Anjozorobe : Fianakaviana hamonjy fahoriana, lasan’ny rano

Fianakaviana iray handeha hamonjy fahoriana no tra-doza teny an-dalana, ny andron’ny faran’ny taona teo, tao amin’ny kaominina Andranomisa, distrikan’Anjozorobe. Raha iny izy ireo handeha hiampita tetezana iny no niakatra tampoka ny rano ary nitondra azy fito mianadahy mianaka.Raha ny fampitam-baovao azo dia niainga ny andron’ny faran’ny taona teo izy ireo, avy ao amin’ny kaominina Betatao ary handeha hihazo ny tananan’i Bemarenina ao amin’ny kaominina Andranomisa. Mazava ho...
Lire la suite sur
Image à la une de Anjozorobe : Fianakaviana hamonjy fahoriana, lasan’ny rano