Andriba RN4 : Taksiborosy iray nosakanan’ny jiolahy, vehivavy iray no naratra mafy

Raha somary nangina ny resaka fanafihana sy fisakanana fiara ataon’ireo malaso, eny amin’ny lalam-pirenena fahefatra dia manomboka mahazo vahana indray izany an-kehitriny. Ny angom-baovao hatrany no nahalalana fa fiara taksiborosy iray avy any Antananarivo hihazo any Ankify-Nosy be nosakanan’ireo jiolahy tsy voafaritr’isa, teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: tao  » Antetezan-kazo, » efatra kilaometatra tsy hidirana ny tanànan’Andriba avy any atsimo, tokony...
Lire la suite sur
Image à la une de Andriba RN4 : Taksiborosy iray nosakanan’ny jiolahy, vehivavy iray no naratra mafy