Andranomanelatra Antsirabe : « Batterie »-na finday nipoaka, nahafaty ankizy 1 taona
Tsy fahafantarana sa tena an-tsirmbina tsotra izao no nahatonga ity loza namoizana ain’olona niseho tao amin’ny kaomininana andranomanelatra ity ny zoma lasa teo. Ankizy kely vao 1 taona monja no may kilan’ny afo vokatry ny firehetan’ny trano misy rihana iray nohon’ny fipoahahana” batterie”-na finday izay nofahanana tamin’ny fomba tsy araky ny tokony hanaovavana izany. Mampiasa ireny heri’aratra azo amin’ny herin’ny masoandro ireny ity fianakaviana ity. Noho izany,...