Ampahateza Ambohipo : Milaza ho « contrôleur des domaines » nisoloky amin’ny varotra tany

Very fanahy mbola velona ity lehilahy iray noho ny fisolokiana nahazo azy raha nikasa hividy tany ny tenany. Ny taona 2017 no nanomboka ny raharaha. Nikasa hividy tany ity lehilahy ity no nihaona tamina ramatoa nilaza fa contrôleur des domaines ary manana tany mirefy 2a 31ca amidy izy. Nilaza ity farany fa amin’ny maha tompon’andraikitra voalohany ny tanim-panjaka azy eo anivon’ny boriboritany faharoa dia mora ny hikarakarany ny fivarotana izany. Mbola tsy titré sy borné anefa io tany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampahateza Ambohipo : Milaza ho « contrôleur des domaines » nisoloky amin’ny varotra tany