Ambohitranivo- Tsaratanàna : Votsotra nandritry ny fifampitifirana ny nalaina an-keriny

Ny 06 Aprily teo, tokony tamin’ny 10 ora alina mahery 45 minitra tany ho any no nahazo antso an-telefaonina makasika ny trangana kidnapping niseho tao Ambohitranivo, fokontany ao ihany, any amin’ny kaominina ambanivohitra Brieville, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka ny Zandary fa nisy dahalo enina nitondra fitaovam-piadina mahery vaika sy naka an-keriny Renim-pianakavina iray. Taorian’izay dia nizotra nianavaratra ny tanàna nisehoan’ny fakana...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohitranivo- Tsaratanàna : Votsotra nandritry ny fifampitifirana ny nalaina an-keriny